Politique

Kaominina Antsirabe I Nametrahana PDS


  • Talata 26 Novambra 2019

Notendrena ho filohan'ny delegasiona manokana (PDS) vaovao ao amin’ny kaominina Antsirabe Ranivomboahangy Lalanirina Emmanueline.

 

 

 

 Izy no misolo an'i Paul Razanakolona hitantana vonjimaika ny kaominina mandram-piandry ny ben'ny tanàna vaovao izay hofidiana afaka iray andro izy. Ny ben’ny tanàna teo aloha, izay marihina fa nidoboka am-ponja vonjimaika noho ny raharaha fanodikodinam-bola teo anivon’ity kaominina ambonivohitra ity. 

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT