• Alatsinainy 02 Desambra 2019
Politique.Fahalainan’ny mpifidy Manome vahana ny politika maloto

Raha oharina tamin’ny fifidianana solombavambahoaka teo dia ambany dia ambany ny taham-pandraisana anjara tamin’ny fifidianana kaominaly raha manodidina ny 25% izy hatreto, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Politique.Andranomavo-Soalala Feno bileta tokana mialoha ny vata mangarahara

Mpikambana miisa 5 tao amin’ny birao fandatsaham-bato tao amin’ny biraom-pifidianana iray ao amin’ny fokontany Antsirabe, kaominina Andranomavo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Politique.Fanavaozana ny lisi-pifidianana Ilaina ny fandraisan’anjara ny rehetra

Araka ny voafaritry ny lalàna dia ny 01 desambra no hanokafana indray ny lisi-pifidianana hahafahana manao ny fanavaozana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Politique.Demokrasia eto Madagasikara “Mbola lavitra ny lalan-kaleha”

Nampalahelo ny havitsian’ny olona tonga nifidy, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika ABA, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Politique.Naina sy Rina 5113 monja ny elanelam-bato

Mandresy i Naina Andriantsitohaina amin’ny fifidianana ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra, raha ny vokatra navoakan’ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Politique.Kandidan’ny IRK Mitady hanao bodongerona any amin’ny sisiny

Re ankehitriny fa mitady hanao bodongerona sy tery vaimanta ireo kandida IRK na dia efa resy mazava be izao ary.

Hamaky ny tohiny
FTT