• Zoma 06 Desambra 2019
Politique.Nosy manodidina « Iles éparses » Tsy ilana adihevitra fa an’i Madagasikara, hoy ny Andriana Robert

« Ny rariny sy ny hitsiny no tokony hapetraka, raha efa nisy hatry ny fahagola ireo nosy dia tsy ilana adihevitra akory ny maha Madagasikara azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Politique.Fahamarinana amin’ny fifidianana Tsy raharahan’ny antoko TIM irery intsony

Tsy afaka tsy hiresaka ny manodidina ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina isika satria mivoatra ny vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Politique.Ankilabao taorian’ny fifidianana Mitokona ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana

Tsy misy ampahafolon'ny tambin-karama azon'ireo mpitsara no omena ny mpiraki-draharaha niantsoroka ny fifidianana kanefa samy manao ny asa fikirakirana ny hahatomombana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Politique.RMDM “Foano any fa feno hosoka ny fifidianana”

Velona ahiahy mafy manoloana ny fanitsakitsahana miverimberina ny lalàna fototra velona eto amin’ny tany sy ny firenena ataon’ny mpitondra isan’ambaratonga nandritr’ireo fifidianana nifanesy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Politique.Chandoutis Raoera Ny fanjakana tan-dalàna no hahafahana mampandroso ny firenena

Ny fanjakana tan-dalàna ihany, hoy i Chandoutis Raoera, directeur des études eo anivon’ny sekoly ambony ESD no hahafahana mampandroso ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Desambra 2019
Politique.Antoko Teza « Mila mailo, amin’ny frantsay isika ! »

Mila mailo, mailo, mailo amin’ny frantsay isika malagasy, hoy ny antoko politika Teza, mikasika ny fomba hitakiana ireo nosy malagasy na Iles éparses.

Hamaky ny tohiny
FTT