Politique

Chandoutis Raoera Ny fanjakana tan-dalàna no hahafahana mampandroso ny firenena


  • Zoma 06 Desambra 2019

Ny fanjakana tan-dalàna ihany, hoy i Chandoutis Raoera, directeur des études eo anivon’ny sekoly ambony ESD no hahafahana mampandroso ny firenena.

 

 

 

Rehefa mahay lalàna ny ankizy ary mampihatra izany araka ny tokony ho izy dia ho foana ho azy ny ady.  Tsy tokony hohadinoina anefa ny mampianatra ny tanora ny soatoavina Malagasy  toy ny fihavanana, ny firaisankina hahafahana manohitra ireo mpitia harena  izay tsy mikatsaka afa-tsy ny tombontsoany manokana. Anisan’ny fanabeazana omena ireo mpianatry ny ESD ireo raha araka ny fanazavany, ka anisan’ireny izy 200 mianadahy vao navoaka omaly.  Niompana tamina resaka lalàna avokoa ny fianarana norantovin’izy ireo nahazoany ny mari-pahaizana licence sy ny master I.  Tsiahivina moa fa efa efa-taona izao no nijoroan’ny sekoly ambony ESD.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT