• Talata 24 Desambra 2019
Politique.Tetibolam-panjakana 2020 Fitaovana ho an’ ny IEM tokoa ve ?

Hitondra antsika mankaiza tokoa ny tetibolam-panjakana 2020? Miisa 5,5% ny tahan’ ny harinkarena faobe ekonomika raha 4,7% ny antontan-isa nandrandraina ho amin’ ity taona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Politique.Manomboka ny gidragidra Miverina amin-dRajoelina ny nataony ?

18 desambra 2008-18 desambra 2019 ! Feno 11 taona katroka anio ny niantsoan’i Andry Rajoelina vahoaka hidina an-dalambe rehefa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Politique.Romule Andriamanantenasoa “Fotoana hamerenana ny fihavanana izao !”

Manomboka ny 20 ka hatramin’ny 24 desambra izao dia hikarakara ny antsoina hoe “Noely fitiavana sy fifaliana” ny kandida ho mpanolotsain’ny tanàna tao Alasora farany teo, Romule Andriamanantenasoa sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana eto Madagasikara Mbola ezaka ny fametrahana azy

Tsy tafapetraka amin’ny tokony ho izy ary tsy mirindra mihitsy ny fitsinjaram-pahefana eto Madagasikara. T

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Politique.Rina Randriamasinoro « Tena sahy aho matoa nirotsaka... »

Mbola haveriko ny teniko tamin'ny vao nirotsaka ary nohamafisiko tamin'ny faradoboka hoe izahay aza anaovana zavatra hafahafa fa isika samy nosoran-dreniny menaka, hoy i Rina Randriamasinoro hentitra dia hentitra ny sabotsy teo nanoloana ireo vahoaka tonga teny amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Politique.Thierry Raveloson “Tsy ho avy amin’ny loholona no hiavian’ny krizy !”

Efa fomban-javatra ny fisian’ny fivezivezen’ny lalàna momba ny tetibola na LFI eo amin’ny antenimieram-pirenena sy antenimierandoholona,

Hamaky ny tohiny
FTT