• Alatsinainy 16 Desambra 2019
Politique.Andry Rajoelina “Tsy hahaongana ahy izany ianareo !”

Somary nanaitra ny resaka nataon’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny faran’ny herinandro lasa teo nandritra ny fanolorana ireo kamio hampiasain’ny SAMVA,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Politique.Fako nivangongo teto an-drenivohitra Voaporofo fa resaka politika

Fiara vaventy miisa 35, daba fanariana fako 175, fanamiana sy fitaovana isan-karazany no natolotry ny fanjakana foibe ho an'ny SAMVA ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Politique.Rivo Rakotovao « Tsy ambonin`ny lalàna ny velirano”

Misy zavatra maro tsy mazava ao anatin’ny LFI 2020 ka nitondran’ny loholona fanitsiana (amendements).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Politique.Tanà-masoandro 301 ny fifanekena fifampivarotana tany hatreto

40 andro izay no nisokatra ho an'ny rehetra voakasiky ny tetikasa Tanà-Masoandro ny birao manokana handraisana an-tanàna ireo tompon-tany sy tompon-trano, natao :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Politique.Rafi-panjakana sy rafi-pitantanana Lasa miteraka fikorontanana indray

Efa maharesy lahatra ny maro fa tsy nivaona tamin’ny rafi-pitantanana frantsay hatrany amin’ny fotoanan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Politique.Fleury Rakotomalala Miantso ny Malagasy higrevy….

“Ndao !!! Sabotsy 7 desambra amin’ny 11 ora eny amin’ny arabe akaiky antsika no fotoana. Ento ny vilany, ny bidons jaunes, ary ny banderoles hanehoantsika fa tsy faly isika. Ampy izay !”.

Hamaky ny tohiny
FTT