• Talata 03 Desambra 2019
Politique.Hosoka tao Anosizato Andrefana Ny sefo fokontany no fositra hoy ireo delege

Nivondrona nanao fanambarana ireo Delegen’ny Birao fandatsaham-bato teny Anosizato Andrefana ny Sabotsy lasa teo. Maro loatra hoy izy ireo ny hosoka sy ny teritery nataon’ny Sefo fokontany teny nandritra iny fifidianana ben’ny tanàna lasa teo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Politique.Rajoelina sy Rakotovao Ady tsy mety vita

Nahena 5 miliara ariary eo ny tetibolan’ny Antenimierandoholona, raha niainga tany amin’ny 50 na 40 miliara ariary no najotson’ny fanjakana Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Politique.Olga Ramalason Miantso ny mpitsara hihaino ny feon`ny fieritreretany

Ny antoko Tiako I Madagasikara (TIM) dia eo am-panangonana ireo porofo maro isan-karazany izay mitory tsy fanarahan-dalàna nataon`ireo mpikirakira fifidianana sy mpitantana fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Politique.Governoram-paritra Lasa niofana any Sina

Nanomboka omaly alatsinainy 02 desambra hatramin’ny alahady 15 desambra izao dia any Sina ny ankamaroan’ny governoram-paritra manatrika fiofanana mikasika ny fitantanana sy fanamafisana ny vondrom-bahoakam-paritra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Politique.Demokrasia eto Madagasikara “Mbola lavitra ny lalan-kaleha”

Nampalahelo ny havitsian’ny olona tonga nifidy, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika ABA, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Politique.Fanirisoa Ernaivo « Gadrao ny CENI fa mpandika lalàna »

Efa hita tamin’ity fifidianana filoha sy depiote daholo ireo hosoka sy hala-bato tamin’ity fifidianana ity saingy ny fandeferana sy fisorohana ny korontana,

Hamaky ny tohiny
FTT