• Talata 11 Febroary 2020
Politique.Fanapahan-kevitra sy didy avoakan’ny HCC Lasa mampisavorovoro saim-bahoaka fotsiny

Mbola betsaka ny fanehoan-kevitra mandeha mahakasika ny fanapahana navoakan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) izay nilaza fa nomena fe-potoana ny fitondram-panjakana hampita amin’ireo didy hitsivolana maro izay mila hampandalovina eny amin’ny Antenimieram-pirenena mba hampanankery azy ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Politique.Ny Rado Rafalimanana Andrasana ny vokatry ny fanadihadiana anio

Araka ny fampanantsoana natao azy, dia anio 11 febroary 2020 amin’ny 10 ora maraina no hatao fanadihadiana eny amin’ny polisy misahana ny lafin-tany ingahy Ny Rado Rafalimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Politique.Fanonganana ny Praiminisitra Ntsay Sonia miisa 71 no efa voaangona

Taorian’ny toe-javatra nitranga teto amin’ny firenena tamin’ireny fanovana governemanta farany teo ireny dia fantatra izao, araka ny vaovao marim-pototra voaray,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Politique.Hasimpirenena sy Leva Tsy depiote intsony, mavesatra ny fiampangana…

Nilatsaka ny didin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana momba ireo depiote 2 izay voatazona am-ponja dia i Hasimpirenena Rasolomampionona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Politique.Ratsimandrava Ny fahasahiany no namonoana azy

11 febroary 1975-11 febroary 2020, 45 taona katroka anio 11 febroary 2020 ny nahafatesan’ny Kolonely Ratsimandrava,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Febroary 2020
Politique.Angovo tsirazizary eto Madagasikara Vonona hitondra vahaolana ny Kanadianina

Nihaona sy nifampiresaka voalohany ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra Kanadianina Justin Trudeau omaly tany Adis-Abeba any Ethipie.

Hamaky ny tohiny
FTT