Politique

Moussa Soalihy “Tsy mora ny mitantana firenena.”


  • Zoma 28 Febroary 2020

Amin’ny fitondrana firenena dia ilaina ny fisian’ny mpanohitra sy tsikera, hoy ny sekretera jeneralin’ny faribolam-pandinihana Miozolimanina, Moussa Soalihy.

 

 

Tsara ho fantatry ny olona fa tsy mora ny mitantana firenena ary tsy anjely tahaka ny antoko sasany mihevi-tena ho toy izany akory ny mpitondra. Ilaina ny mihaino sy mamatra ny fitiavana sy tsy fitiavan’ny olona anao rehefa mitondra. Henoina ny tsikera sy ny hevitra rehetra na tsy an’ny mpanohitra ihany aza fa ana olon-tsotra ihany koa. Rehefa mitsikera dia mitondra vahaolana. Aoka tsy hafantoka amina resaka lalàna fotsiny ity firenena ity. Amin’ny maha Malagasy dia mbola misy koa ny rariny sy hitsiny, hoy izy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT