• Zoma 14 Febroary 2020
Politique.Depiote mikasa hanongana praiminisitra Diso lalana, hoy ny ABA

Ao anatina firenena demokratika isika ary lalao politika io mitranga eny amin’ny antenimieram-pirenena io, hoy ny filoha mpanorina ny antoko politika ABA, Dany Rakotoson,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Politique.Iles Eparses, Rova, Kianja Mahamasina 4 volana sisa ananan’ny fanjakana

Mandeha ny ora sy ny fotoana, ary mihazakazaka tahaka izany ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Politique.Madagasikara Potehin’ireo mpanao politika

Taorian’ny vanim-potoana nahafaty an’ny kolonely Ratsimandrava dia efa nieritreritra ny rehetra fa aorian’ny ra mandriaka fanaovana sorona ny zana-bahoaka taorian’ny krizy 1972 dia angamba ho vita hatreo ny fanaovana sorona sy fitiavan-tena sy sezan’ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Politique.Fampandrosoana ny firenena Mila aparitaka any amin’ny faritra ny tetibola

Voatendry omaly alarobia 12 febroary ny governoran’ny Faritra Vakinankaratra Atoa Rakotovao Vy Vato Rakotomaditra sy ny faritra Vatovavy Fitovinany Razafitsotra Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Politique.Fe-potoana iasan’ny filoham-pirenena Mety haverina ho 7 taona indray

Ao anatin’ny vinan’ny fanjakana ankehitriny ny fanitsiana lalàmpanorenana, izay izy ireo ihany no nanova azy tamin’ny taona 2010, saingy tsy metimety aminy indray.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Politique.Raharaham-pirenena Mananontanona indray ny krizy Ny IRD no manana ny maro an’isa

ao amin’ny antenimiera, saingy tsy tena mahalala sy tsy manana porofo amin’ny fanangonan-tsonia fanonganana ny praiminisitra, hoy Rtoa Christine Razanamahasoa filohan’ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT