• Alakamisy 06 Febroary 2020
Politique.Filoha Rajoelina mivady Miomana sahady amin’ny 2023…

Vita izay ny fametrahana olona tamin’ny alalan’ny fifidianana. Azo ambara fa efa marin-toerana tsara ny fanjakana Rajoelina taorian’ny fifidianana filoha, solombavambahoaka, ben’ny tanàna, izay nahazoany ny maro an’isa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Politique.HCC Ambohidahy Mandidy ny governemanta hanaja lalàna

Nivoaka omaly alarobia 5 febroary ny fanapahan-kevitra laharana 04-HCC/D3, avy amin’nyfitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) mamaly ny fitoriana napetraky ny filohan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Politique.Diso kajy hatrany am-boalohany Mandroso mihemotra ny fitondrana

Vantany vao tonga eo amin’ny fitondrana dia manomboka ny asa. Herintaona nihodinkodina fotsiny avy eo nosoloina ny ekipa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Politique.Mafana ny toe-draharaha Raikitra ny valifaty politika

Namoahan’ny Procureur Général eo anivon’ny Fitsarana Ambony Antananarivo Didy fandrarana tsy afaka hivoaka ny sisintanin’i Madagasikara na IST i Ny Rado Rafalimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2020
Politique.Fampandrosoana entin’ny governemanta vaovao « Hiisatra sy tsy hipaka mivantana amin’ny vahoaka »

Betsaka ireo fotodrafitrasa tsy miaro ny vahoaka eto amintsika, hany ka vaky, toy ny lalan’i Mahajanga, ohatra, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika, ABA, Dany Rakotoson,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2020
Politique.Tsy milamina ny tanàna Nidina an-dalambe ireo mpivarotra

Horakoraka sy tabataba tsy nifandrenesana tetsy Anosy omaly tolakandro satria dia nidina an-dalambe nivezivezy nanamorona an’iny farihy iny sy ny manodidina azy ireo mpivarotra amoron-dalana.

Hamaky ny tohiny
FTT