• Alarobia 12 Febroary 2020
Politique.Antoko Teza « Zava-doza ny fisiana antenimiera tsy mahatapa-kevitra ! »

Iarahantsika miaina ny savorovoro isan-karazany mitranga eto amin’ny firenena ankehitriny, hoy ny filohan’ny antoko politika Teza, Jean Louis Rakotoamboa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Politique.Sekretera Jeneralin’ny TIM Nosoloina an’i Rina i Olga Ramalason

Maro ireo tanora mahay sy mahalala ary vonona hijoro sy hamelomaso hatrany ny Antoko TIM ka nosafidiana i Rina Randriamasinoro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Politique.Kolonely Faustin Andriambahoaka Namoahan’ny fanjakana IST ihany koa

Namoahan’ny fanjakana didy fandrarana tsy hivoaka ny sisin-tanin’i Madagasikara (IST) ihany koa ny kolonely Faustin Andriambahoaka,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Politique.Fanavaozana lisi-pifidianana Zara raha misy 1,5% ny nisoratra anarana

Ny sabotsy 15 febroary izao ny fe-potoana farany fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana. Hahafahan’ireo feno taona misoratra anarana na mamafa ny anarany ho an’ireo nifindra toerana. 5 andro mialoha ny farany dia zara raha nisy 1,5%

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Politique.Naina Andriantsitohaina Tsy maintsy manenjana raha te hahavita asa haingana

Manomboka hita soritra tsikelikely ny fomba fitantanana nosafidian’ny ben’ny tanàna vaovao Naina Andriantsitohaina ny renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Politique.Maitre Olala ‘’Tena kivy amin’ity fitondrana ity aho’’

Nahafaly ahy tamin’ny fiandohan’ny taona, hoy ny mpahay lalàna, Willy Razafinjatovo na Olala, ny naheno ny fitondram-panjakana fa hampianatra sy hampihatra lalàna.

Hamaky ny tohiny
FTT