• Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.«Fonds souverains » Tsy mahomby raha ratsy ny fitantanana

Mbola maro no manahy amin’ny fitantanana ataon’ny fitondrana Rajoelina. Ny teo anivon’ny Antenimierandoholona moa dia mbola mangataka fanazavana amin’ny atao hoe “fonds souverains” ka nanomezana alalana hisitraka vola mitentina 200 miliara ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.Fitondrana IEM Raha seho ivelany aloha dia talentany

Tena tsara ary mety ny fanadiovana ny tanàna sy ny fanomezana endrika tsara maha te honina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Politique.Faritra Atsinanana sy Analanjirofo Miandrandra governora mahafantatra ny faritra ny mponina

Resabe ao amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo amin’izao ny fanendrena izay ho governoran’iny faritra iny, raha ny nambaran’ireo mpanara-baovao monina any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Febroary 2020
Politique.Ny Rado Rafalimanana Hidoboka raha tsy misy mpanohana…

Hiverina eny amin’ny fampanoavana anio Atoa Ny Rado Rafalimanana rehefa teny amin’ny Toby Ratsimandrava omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Febroary 2020
Politique.Iles Eparses Nanenjana indray ny filoha Frantsay

Nohamafisin’ny filoha Frantsay Emmanuel Macron ny 13 febroary lasa teo ny hanaovany ho faritra voajanahary harovana (réserve naturelle)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Febroary 2020
Politique.Plan Emergence Madagascar Mijanona ho soratra sy boky aloha hatreto

Vita tanteraka tamin`ny herinandro lasa teo iny ny fandrafetana ny “plan Emergence Madagascar” (PEM) ka andrasana ny fampahafantarana izany amin`ny fomba ofisialy.

Hamaky ny tohiny
FTT