• Alarobia 04 Martsa 2020
Politique.Rodoben’ny mpanohitra « Ravao ny CENI sy ny HCC »

Namoaka fanambarana manoloana ny fanambaran’ny CENI tamin’ny herinandro izay nilaza fa misy 1.162.512 ireo olona manana kara-panondro roa samihafa omaly ny avy eo anivon’ny Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara (RMDM).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Politique.Paul Rabary “Aza atao kilalao ny fiainam-pirenena”

Naneho ny heviny mahakasika ny fiainam-pirenena i Paul Rabary, minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha sy kandidà nilatsaka ho filoham-pirenena tamin’ny 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Politique.Antoko Otrikafo « Andao ravana ny CENI »

Tsy zava-baovao teto amin’ny firenena ny tsy fahatomombanan’ny fifidianana, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Otrikafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Politique.Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana Hiteny sa hody fanina ?

Ao anatin`ny firenena iray ny sata repoblikanina sy ny demokrasia dia ny fifidianana no heverina fa zava-dehibe indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Politique.Thierry Rakotonarivo – CENI Nisy nandrahona, saika nosamborina ?

Ny zoma 28 febroary teo no nanao tatitra ny CENI ka nampivoaka ireo tarehimarika niteraka resabe ka tonga hatrany amin’ny fitakiana fanafoanana ny fifidianana rehetra natao ny taona 2018 sy 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Politique.Miakatra ny maripana politika Hovaina miaramila ny praiminisitra ?

« Tsy ny fanoloana praiminisitra ho miaramila no vahaolana Atoa Filoha fa mitoera tsara aloha dia manaova fandinihana lalina.

Hamaky ny tohiny
FTT