• Alakamisy 05 Martsa 2020
Politique.Kara-panondro « Doublon » Afaka manao fanadihadiana ny parlemanta

Ny tsara indrindra angamba dia ny fananganana ny « commission d’enquête parlementaire »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Politique.Hentitra ny minisitry ny atitany « Ny CENI no tompon’andraikitra feno…”

Mbola nanamafy indray omaly raha nanontanian’ny mpanao gazety teny Tsimbazaza ny minisitry ny atitany sy ny fanapariaham-pahefana Atoa Razafimahefa Tianarivelo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Politique.Fanagiazana volavolan-dalàna “Sokafy ny fanadihadiana”, hoy i Rivo Rakotovao

Omaly folakandro no nisokatra ny fivoriana tsy ara-potoana teo anivon`ny Antenimierandoholona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Politique.Antenimierandoholona Naverina an-dakazerina ny miaramila sy ny basy

Nalaina daholo ny fitaovam-piadiana rehetra tao amin’ny antenimierandoholona, na ny tao amin’ny fitahirizana fitaovam-piadiana (magasin d’armes)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Politique.Fananan’ny A&C natao lavanty Lafo loatra ka tsy nisy nividy

Omaly alarobia 4 martsa ny fanaovana lavanty ampahibemaso ny fananan-dRamatoa Claudine Razaimamonjy A&C, izay nogiazan’ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Politique.Christine Razanamahasoa Namantsipantsika ny Antenimierandoholona

Nisokatra tamin`ny fomba ofisialy omaly ny fivoriana tsy ara-potoana eo amin`ny solombavambahoaka eny anivon`ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT