• Zoma 06 Martsa 2020
Politique.Rivo Rakotovao Alentiky ny CEMGAM sy ny SEG…

Raharaha nafampana tato anatin’ny 72ora ny mahakasika ny fanesorana ny miaramila sy ny fitaovam-piadiana tetsy amin’ny antenimierandoholona, izay nitohy omaly ny karazana fifamaliana ara-tserasera nataon’ireo voakasika mivantana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Martsa 2020
Politique.Fakana ny basy sy fanesorana miaramila Tetika avo lenta hanodinkodinana saim-bahoaka…

Tsy misy miaramila intsony etsy amin’ny Lapan’Anosikely, ary nahazo hafatra hody amin’ny toby niaviany ny polisy. Niala ireo polisy mpiambina manokana, ka zandary tsy mitam-basy sisa no miaro an-dRakotovao Rivo filohan’io andrim-panjakana io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Martsa 2020
Politique.Fitantanana firenena Aoka izay ny mpitondra tsy niomana

Na dia mihazakaza amin`ny fampandrosoana sy amin`ny fandaminana anatin`ny firenena mba hitsinjovana ny tombontsoam-bahoaka isika amin`izao dia manome endrika ratsy ho an`i Madagasikara ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Martsa 2020
Politique.Raharaha Ravelonarivo Nisafidy hangina ny antokony

Nanao fanambarana tetsy amin’ny foibeny etsy Ambanidia ny antoko politika Aba na Antokom-bahoaka Malagasy ny alarobia teo fa nesorina tsy ho mpikambana eo anivon’ity antoko ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Martsa 2020
Politique.Fanirisoa Ernaivo Nanazava ny teknikan’ny hala-bato natao teto

Amin’ny tsy maha eto an-tanindrazana azy dia tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera facebook Rtoa Fanirisoa Ernaivo no nilaza ny heviny momba ny olana amin’ny ilay resaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Politique.CENI Tsy hametra-pialana izany izahay

Nitondra fanazavana miezaka mampitony ny rehetra ny CENI tamin’ny fanambarana nataony omaly, notarihin’Atoa Hery Rakotomanana filohan’io rafitra io.

Hamaky ny tohiny
FTT