• Talata 03 Martsa 2020
Politique.Tiako I Madagasikara Mitaky ny fanafoanana ny fifidianana rehetra

Manaraka akaiky ny fivoaran’ny raharaham-pirenena ny antoko Tiako I Madagasikara ka nanatanteraka fivoriana maika omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Martsa 2020
Politique.Afera kara-panondro sy lisi-pifidianana Niezaka niaro tena mafy ny CENI

Somary tsy ampy angamba ny fanazavana. Ny tanjona dia hanentana ny olona hanamarina sao tafiditra ao anatin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Martsa 2020
Politique.Rina Randriamasinoro “Tena nohitsakitsahina ny zon’ny vahoaka”

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pifidianana taorian’ny raharaha kara-panondro sy lisi-pifidianana miverin-droa an-tapitrisany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Martsa 2020
Politique.Antoko PSD Miantso ny HCC hanafoana ny fifidianana

Tsy azo odian-tsy hita ny fahadisoana goavana tamin’ny fiverimberenan’ny laharana kara-panondro, araka ny tatitra nataon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Martsa 2020
Politique.TAFA MANOKANA Guy Rivo Randrianarisoa Milaza ny zava-misy marina…

Anisan’ny nanaitra ny mpanara-baovao ny tsy nahitana an’Atoa Guy Rivo Randrianarisoa teny amin’ny Yandi By Pass nandritra ilay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Martsa 2020
Politique.Fanagiazana orinasa Ny TIKO indray no manaraka ?

Nakatona ny hotely lehibe A&C ny zoma lasa teo noho ny hetra tsy voaloa.

Hamaky ny tohiny
FTT