• Alatsinainy 23 Martsa 2020
Politique.AREMA Niova endrika !

Tontosa soa ny zoma 20 martsa 2020 lasa teo ny Kongresy Nasionaly ny Antoko AREMA tao amin’ny FOFIKRI Ankadikely Ilafy, izay nandraisan’ireo mpikatroka manerana ny Nosy anjara. Solontena telo isaky ny distrika no nandrafitra ny lisitry ny mpizaika tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tsy tokony hitavozavoza ny mpitondra

Raisiko ho andraikitra ny mampahery anao sy ny manome torohevitra vitsivitsy hiatrehana izao zava-doza tsy roa aman-tany izao, hoy ny hafatry ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina miantefa amin’ny Malaagsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Politique.Jean Edouard Rajaonarison « Tsy misy taranaka MDRM ireo mpitondra ankehitriny »

Nisy fomba fijery miisa 2 niavaka tsara ny fanazavana ny raharaha 29 martsa 1947, hoy ny mpampianatra mpikaroka momban’ny Haiolona politika na “Anthropologie politique”, Jean Edouard Rajaonarison.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Politique.Manangam-bovona ny CENI “Madio sy matihanina amin’ny asanay izahay”

Alain-tahaka amin’ny fanatontosana ny fifidianana any amin’ny firenen-kafa isika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Politique.Mpanely tsaho amin` ny tambajotran-tserasera Hiditra an-tsehatra ny ministeran` ny fitsarana

Hita amin` izao fa sarotra ny zava-misy eto amin` izao tontolo izao mahakasika ny valan’aretina “coronavirus”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Politique.Fikambanana Olona Hasin’ny Tany Andao hampandeferina aloha ny hambom-po

Nihaona tetsy amin’ny Hotely Le Pavé etsy Antaninarenina omaly 18 martsa ireo mpitarika sy mpikambana ao anatin’ny Fikambanana Olona Hasin’ny Tany na ny OHT tarihin-dry Dr Emile Ratefinanahary sy Dr Hery Raharisaina.

Hamaky ny tohiny
FTT