- Alarobia 18 Martsa 2020
Politique.Fanabeazana ara-pifidianana Tsy dia mampiraika ireo antoko politika
Roa volana alohan'ny hanakatonana ny fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana, ny olom-pirenena afaka mifidy dia tsy mikoropaka ho any amin'ny biraom-pokontany mba hanamarina ny anarany na hisoratra ao anaty lisitra.
Hamaky ny tohiny