• Alakamisy 02 Aprily 2020
Politique.Antsohihy Aro-vava miisa 2000 nozaraina tamin’iroe mpivarotra

Nitondra vahaolana ho fisorohana ny fiparitahan'ny Coronavirus ao Antsohihy ka nanome aro-vava miisa 2000 ho an'ny mpivarotra any an-toerana ny depiote, Jao Jean mivady.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2020
Politique.Vondrona politika KOMBA “Fa iza marina no mibaiko ny Fokontany?” “

Hita ety ifotony fa mibaiko ny fokontany avokoa na ny Kaominina (izay misy rantsana maro), na ny Distrika, na ny Mpitandro ny filaminana, na ny solombavambahoaka , na ny Fiadidiana ny Repoblika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2020
Politique.Olana atrehan’ny firenena Izao no tena ilàna ireo mpanefoefo sy matanjaka

Tena mafy amin’ny Malagasy ny fepetra raisina mba tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2020
Politique.Rina Ranaivo-Harisoa Ratsy mpanolotsaina ny filoha

Mitondra ny fahitàny ny fivoaran` ny toe-draharaha eto amintsika ny mpahay lalàna no sady mpamakafaka politika, Rina Ranaivo-Harisoa, amin` izao fiatrehana ny COVID-19 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Martsa 2020
Politique.Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

Nitondra hafatra ho an` ny vahoaka Malagasy ny filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, manoloana ny fiatrehana ny areti- mandoza entin’ny Covid-19.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Martsa 2020
Politique.Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

Hamaky ny tohiny
FTT