Politique

Fampihavam-pirenena Fotoanany izao !


  • Alakamisy 30 Aprily 2020

Ambetin-dresaky ny filoham-pirenena ny hoe “tsy mora ny fandraisana fanapahan-kevitra”. Efa samy nanao antso tamin` ireo izay tokony hisian` izay fakan-kevitra anefa ireo hery politika hafa.

 

 

Tsy lavina fa misy ny filoha lanim-bahoaka, ny governemanta natsangana saingy manana ny andraikiny ireny. Efa niantso fakan-kevitra avy amin`ny hery velona rehetra ahafahana manamora ny asa atao ao anatin` ny fandraisana fanapahan-kevitra koa ny firaisamonim-pirenena Rohy ny herinandro lasa teo. Tany Sina dia isan` ny fanoitra lehibe tamin`ny fiatrehan`ny coronavirus ny fampivondronana ireo hery politika izay mahatratra 230. Samy nanaiky tamin` ny fampihavam-pirenena izy ireo ka izao ahitam-bokatra izao. Hatreto dia tsy misokatra ny adihevitra eto Madagasikara ary saika ny mpitondra ihany no manidy izany sehatra izany.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT