• Sabotsy 28 Martsa 2020
Politique.Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

Satria tsy misy ny fitaterana toy ny Taksiborosy dia maro amin’ireo tantsaha mpamokatra mpampiaka-bokatra eto Antananarivo monina eny amin’iny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Politique.Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

Tsy maintsy hisy fiantraikany maro amin’ireo sehatra ara-toekarena eto amin’ny firenena ny fanapahan-kevitra noraisina indrindra ny amin’ny tsy fivoahana ny trano intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Politique.Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

Toa mampihorohoro sy mampatahotra ny olona maneran-tany ny Coronavirus. Raha mikasika an’i Madagasikara manokana, dia vaovao mahafaly fa ny olona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Politique.Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

“3 no narary ny zoma , 12 "cas confirmés" sahady ny alahady. Ireo aloha no azon' ny Filoha notenenina”hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa. Mipetraka kosa ny fanontaniana, hoy izy:

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Politique.Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

Fotoana izao hanehoana ny firaisankinam-pirenena, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika TAMAMI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Politique.Madagasikara anaty hamehana Tsy refesi-mandidy ny fanjakana

Tapaka nandritra ny filankevitry ny ministra sy taorian’ny fakan-kevitra nataon’ny Filoham-pirenena an’ireo Filohana Andrimpanjakana telo fa mipetraka eto Madagasikara ny « FAHAMEHANA ARA-PAHASALAMANA» (état d’urgence sanitaire),

Hamaky ny tohiny
FTT