Politique

Mahery Lanto Manandafy Manambana ny hivadika ho mpanohitra


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Tsy izao zava-mitranga any Ambovombe izao no nandaniako fotoana sy hery nanao fampielezan-kevitra tamin'ny 2018, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena, Mahery Lanto Manandafy,

 

 

 naneho ny alahelony manoloana ny zava-misy any an-toerana. Tsy fantatro ireo olona ireo. Tsy misy volako miodina any na parata raiky. Tsy nivarotra tany aho ary tsy manana tsena miodina any fa Malagasy mpiray tanindrazana amiko ireo alikainareo ireo, hoy hatrany izy. Manohana aho izao. Fa izaho tsy afaka hiaraka amin'ny Fanjakana manalika vahoaka mamotika fiainan'olona ohatran'io amin'ny anaran'ny "tsena manara-penitra". Ka raha toa ka manaiky izao fomba fanao izao ny Fanjakana foibe dia efa raiso anatin'ny mpanohitra fitondrana aho miaraka amin'ny vokatra aterak'izany rehetra. Eto aho dia zanak'i Monja Jaona ka miviombio mety tsy nisy nahalala koa izany Manandafy izany raha tsy teo i Monja Jaona, hoy hatrany ny nambarany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT