• Talata 07 Aprily 2020
Politique.Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2020
Politique.Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aprily 2020
Politique.Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aprily 2020
Politique.Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aprily 2020
Politique.Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Aprily 2020
Politique.Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

Hanao kabary amin’ny vahoaka Malagasy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina rahampitso alahady 4 aprily, momba ny fanapahan-kevitra lehibe taorian’ny fihibohana 15 andro.

Hamaky ny tohiny
FTT