• Zoma 10 Aprily 2020
Politique.Komity loharano Lasa mampisavorovoro fokontany

Sosotra sy tezitra ireo mponina teny Masinandriana Avaradrano satria nambaran’izy ireo fa kiantrano an-trano izay tsy izy ny fananganana ny komity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2020
Politique.Fiara mifono vy sy basy Izay ve no vahaolana mety indrindra ?

Hita fa tsy misangy tokoa ny fanjakana ka namoaka ireo fiara mifono vy amin’izao hamehana ara-pahasalamana eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’I Madagasikara izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Politique.Hetsika Rohy “Tsy ekena ny fanagadrana mpanao gazety »

Ny Hetsiky ny Firaisamonim-pirenena ROHY dia maneho etoana ny tsy fankasitrahany manoloana ny fitazonana amponja an-dRamatoa Rahelisoa Arphine,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Politique.Mpanao gazety Arphine Helisoa Naverin’ny fitsarana any am-ponja

Taorian’ny fampakarana ny raharaha sy ny fangatahana famotsorana vonjimaika ny mpanao gazety,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2020
Politique.Naina Andriantsitohaina “Mila olom-baovao ny firenena…”

Araka ny voalazan’ny Filohan’ny Repoblika, dia hapetraka ny komity « Loharano » eny anivon’ny Fokontany sy ny « secteurs ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2020
Politique.Antoko Natiora “Nijoro ho Raiamandreny ny filoha Ravalomanana.”

Ireny fijoroan’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, ireny no atao hoe fijoroana Raiamandreny, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, raha naneho ny heviny mikasika ny fivahinianan’ity filoham-pirenena teo aloha tamina fahitalavitra tsy miankina iray.

Hamaky ny tohiny
FTT