Politique

Manahy ny HVM Miteraka savorovoro ny tsy fahampian` ny fepetra


  • Sabotsy 09 Mey 2020

Miteraka ary hiteraka savorovoro ny tsy fanomezana fanazavana momba ny fahafahana manao fitiliana faobe na tsia avy amin`ny fitondram-panjakana, hoy ny antoko HVM.

 

 

 

Nametram-panontaniana ihany koa izy ireo amin` izay mety ho ambadik` izao. Mitaky ihany koa ny mangarahara amin`ny fampiasam-bola sy ny natokana amin`ny fiarehana ny Covid-19. Nasian'ny HVM teny ihany koa ny fahafahan` ireo mpanao gazety manao ny asany mba hanome vaovao marina sy hanakaiky vahoaka.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT