• Alarobia 15 Aprily 2020
Politique.Rivo Rakotovao Manahy fanaparam-pahefana sy fanodikodinana

Nitondra ny heviny mikasika ny fametrahana ny fahamehana ara-pahasalamana eto amin` ny firenena, ankilany, sy ny toe-draharaha eo amin` ny lafiny sosialy sy ara-toekarena nandritra izay telo herinandro fihiboahana izay,etsy andaniny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Politique.Antoko HVM “ Tsy didy jadona ny hahamehana ara-pahasalamana.”

Ny hahamehana ara-pahasalamana dia tsy midika didy jadona, tsy fisian’ny mangarahara, fifanenjehana na fampihelezan-kevitra ara-politika, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Hery vaovao ho an’I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Politique.Fandaharan'asan'ny filoha Malagasy Kianin'ny Afrikanina mafy

Tao anaty 2 minitra monja dia nahatafavoahan’ny mpahay lalàna sady mpanao famakafakana, Patrick Mboyo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Politique.Andry Ratsivahiny "Aoka tsy ho tia kely isika"

An-jatony ireo fitarainana voaray eny amin'ny fiadidiana ny repoblika noho ny kiantrano an-trano amin'ny fizarana ny Vatsy Tsinjo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Politique.Komity LOHARANO Inona marina moa no tena asany ?

Nanazava momba ny andraikitry ny Komity Loaharano ny ministry ny harena an-kibon` ny tany, Fidiniavo Ravokatra ka nambarany fa hiandraikitra ny fanantanterahana ny lamina rehetra momba ny ady amin’ny “coronavirus”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aprily 2020
Politique.Antoko HVM “Mila atomboka ny fitiliana faobe ”

Tandindomin-doza ny faritra. Hatahorana ny fihanakin’ny valan’aretina Covid 19 amin’ny alalan’ireo “cas contact” noho ireo fepetra tsy voafehy,

Hamaky ny tohiny
FTT