• Talata 05 Mey 2020
Politique.Filoha Rajoelina Nanadino ireo mpiasa

Araka ny fanehoan-kevitra nataon` ny filoham-pirenena, mitohy hy fepetra samihafa amin` ny fiatrehana ny aretina COVID-19 amin`ireo faritra telo cvoaksika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Politique.Mahery Lanto Manandafy Manambana ny hivadika ho mpanohitra

Tsy izao zava-mitranga any Ambovombe izao no nandaniako fotoana sy hery nanao fampielezan-kevitra tamin'ny 2018, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena, Mahery Lanto Manandafy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Politique.Roland Ratsiraka “Sokafy amin’izay ny zotra anatiny rehetra”

Mangataka ny fitondram-panjakana, i Roland Ratsiraka, depioten'i Toamasina mba ho sokafana amin’izay ny zotra anatiny rehetra toy ny RN2 sy RN5 ary ny zotram-piaramanidina anatiny manomboka amin’ity alatsinainy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Politique.Fivoriana ara-potoanan’ny antenimiera Miankina amin’izay hambaran’ny Filoha ny 2 mey

Ny lalàmpanorenana ao amin’ny andininy faha-75 no mamaritra fa mivory ara-potoana in-droa isan-taona mandritra ny 60 andro avy ny ny antenimieram-pirenena. Manomboka ny talata voalohany amin’ny volana mey ny voalohany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Politique.Antoko HVM “Tsy tokony amidy eny an-tsena ny Covid Organics.”

Mandrara ny fivarotana ny ody antsoina hoe “remède secret” ny andininy faha 110 ao amin’ny lalana 2011-002, hoy ny fampahatsiahivana nataon’ny antoko politika Hery vaovao ho an’i Madagasikara omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Politique.Fampihavam-pirenena Fotoanany izao !

Ambetin-dresaky ny filoham-pirenena ny hoe “tsy mora ny fandraisana fanapahan-kevitra”. Efa samy nanao antso tamin` ireo izay tokony hisian` izay fakan-kevitra anefa ireo hery politika hafa.

Hamaky ny tohiny
FTT