• Alarobia 06 Mey 2020
Politique.Fivorian’ny antenimiera Miandrandra volavolan-dalàna mahasoa azy ny kaominina

Miverina indray ankehitriny ny fivorian’ireo parlemanta ary isan’ireo parlemanta miahy mivantany ny kaominina, hoy ny ben’ny tanànan’Ampitatafika, Rado Ramparaoelina, ny loholona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Politique.Famerenana ny nosy manodidina Misy azo ialana bala ny filoham-pirenena

Afa-bela indray na tonga amin’ilay hoe “sauver par le gong”, araka ny teny vahiny, ny filoham-pirenena malagasy vokatr’ity trangana valanaretina niely eran-tany nanomboka ny volana desambra 2019 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Mitandrina mafy, tsy te hidi-bingo…

Manana fahefana sy iraka lehibe ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta ao anatin’ny Vanim-potoana manokana faritan’ny lalàna 91-011 sy ny hamehana lalovan’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Politique.Antenimieram-pirenena Handinika ny tetibola sy ny sata mifehy ny mpanohitra

Nisy ny fivoriana niarahana tamin’ny Filoham-pirenena tamin’ireo filohana andrim-panjakana: Praiminisitra, Filohan’ny antenimierandoholona, Filohan’ny antenimieram-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Politique.Fanararaotam-pahefana Polisy 3 naato tamin’ny asany

Polisy 3 no naato tamin'ny asany ny faran’ny herinandro noho ny fanararaotam-pahefana nataon’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Politique.Pr Julien Radanoara “Fotoana tokony hararaotin’ny Afrikanina izao!”

Miova daholo ny zava-drehetra maneran-tany ankehitriny, raha ny fahitan’ny mpandinika fifandraisana iraisampirenena, ny Pr Julien Radanoara, azy. Na ny fanatontoloana koa aza voa kely.

Hamaky ny tohiny
FTT