• Alakamisy 07 Mey 2020
Politique.Laharam-pahamehana eto amin’ny firenena Misambadidaka tanteraka

Mampametra-panontaniana ankehitriny ny fomba fametrahan’ny fitondram-panjakana ny tokony ho laharam-pahamehana amin’ny fitantanana ny firenena. Ekena fa anatin’ny ahamehana ara-pahasalamana izao ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Politique.Lisi-pifidianana Tsy maintsy faranana tanteraka ny 15 mey izao

Na dia tafiditra ao anatin` ny fihibohana izao dia ny “service minimum”no mandray ny andraikiny eo anivon` ny CENI. Asa roa no sahaniny nandritra izay vanim-potoana manokana izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Politique.Rivo Rakotovao Tsy azo ahiboka ny demokrasia

Na ny mpitantana na koa ny vahoaka dia samy manana fihetsem-pony amin` izao vanim-potoana manokana izao. Ilaina tokoa ny tsikera mba hahafahana manarina ny tsy mety rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Politique.Gaby Vakiniadiana “Mizotra any amin’ny jadona ny firenena!”

Manjavozavo ary mizotra any amin’ny jadona ny firenena, hoy ny mpanao politika, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Politique.Antenimieram-pirenena Hifidy izay ho solon’i Thierry Rakotonarivo CENI

Nisokatra omaly talata 05 mey ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny antenimieram-pirenena amin’ity taona 2020 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Politique.Fanaovana teny ierana sy mangarahara Sotoavina mitady ho very ihany koa

Vao nanomboka ny ahamehana ara-pahasalamana dia efa nilaza ny filoham-pirenena fa hijoro ho raiamandreny sy hamoaka hatrany ny mangarahara.

Hamaky ny tohiny
FTT