- Alakamisy 23 Aprily 2020
Politique.Fiainam-pirenena Maro ny zavatra tsy voafehy
Andro fahaefatra amin’ity andiany fahatelo amin’ny hahamehana ara-pahasalamana eto Madagasikara ity isika anio.
Hamaky ny tohinyAndro fahaefatra amin’ity andiany fahatelo amin’ny hahamehana ara-pahasalamana eto Madagasikara ity isika anio.
Hamaky ny tohinyTsy mipetra-potsiny akory ny solombavambahoaka avy amin’ny antoko Tiako I Madagasikara amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao fa miezaka midina ifotony manampy ny vahoaka.
Hamaky ny tohinyNa ady, na tolona, na aretina, na krizy, na fahavaratra, na ririnina, maraina, atoandro, hariva, alina, dia eo foana ny mpanao gazety. Tena vavolombelon¬'ny tantaram-pirenena.
Hamaky ny tohinyHivoaka tsy ho ela ary efa anatin’ny fanomanana tanteraka ny fanitsiana ny volavolan-dalàna hifehy ny tetibolam-panjakana 2020 (LFR 2020) ireo
Hamaky ny tohinyNanoratra taratasy miantefa amin’ny Tale Jeneralin’ny OMS na ny Sampan-draharahan'ny firenena mikambana momba ny fahasalamana Dr Tedros Adhanom Ghebreyesus ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny 21 aprily teo, manoloana ny raharaha tambavy covid organics.
Hamaky ny tohinyIzahay eto anivon’ny antoko politika Otrikafo, hoy ny sekretera jeneraliny, dia efa ela no niresaka manana tombony betsaka isika amin’ny fananana ireo ravinkazo na raokandro azo hitsaboana ireo aretina misy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny