- Talata 12 Mey 2020
Politique.Antoko Natiora « Ny olona no harena»
Ny antoko Natiora dia manana ny firehan-kevitra "Politika ny mahaolona " ary sarotiny sy mijoro rehefa ny mahaolona no voakasika, hoy ny fanambaran’izy ireo omaly.
Hamaky ny tohinyNy antoko Natiora dia manana ny firehan-kevitra "Politika ny mahaolona " ary sarotiny sy mijoro rehefa ny mahaolona no voakasika, hoy ny fanambaran’izy ireo omaly.
Hamaky ny tohinyMarobe ireo mpanao politika ambarantsika eto amin’ny Tia Tanindrazana fa niova taranja tamin’ity fitondrana Andry Rajoelina ity.
Hamaky ny tohinyHerintaona sy tapany izay no lasa, saingy mbola tsy marim-pototra hatrany ny fanjakana Rajoelina. Sasatry ny mamaha olana sy krizy.
Hamaky ny tohinyNamaly bontana manoloana ny serasera avy any ivelany toy ny an’ny CEDEAO ny minisitry ny serasera Lalatiana Andriatongarivo.
Hamaky ny tohinyMiteraka ary hiteraka savorovoro ny tsy fanomezana fanazavana momba ny fahafahana manao fitiliana faobe na tsia avy amin`ny fitondram-panjakana, hoy ny antoko HVM.
Hamaky ny tohinyRaha ny zava-mitranga teny amin`ny fiarahamonina taorian` ny nahitàna sy nampalaza ny tambavy CVO no nivaha tsikelikely ny fitandremana teo amin`ny tsirairay.
Hamaky ny tohiny