Politique

Rivo Rakotovao « Mila fanadihadiana ny raharaha Farafangana »


  • Zoma 28 Aogositra 2020

23, raha ny tambatr’isa farany hatreto no gadra nitsoaka ka maty voatifitra tao Farafangana nanomboka ny fivakisan’ny fonja ny 23 aogositra teo ka hatramin’ny omaly 27 aogositra.

 45 no voasambotra ary 19 no mbola miriaria any ivelany any. Nahetsika avokoa ireo ratsa-mangaikan’ny fonja ao an-toerana hanampy ny mpitandro filaminana amin’ny fisamborana, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana. Niantso fanadihadiana eo anivon’ireo antenimiera roa tonta moa ny filohan’ny antenimieran-doholona, Rivo Rakotovao, mikasika ity raharaha Farafangana ity. Ilaina ny fahazavana momba ny zava-niseho marina, hoy izy.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT