- Alakamisy 10 Septambra 2020
Politique.Tarehimarika 11 sy 13 Tsy tongatonga ho azy ny fampiasana azy
Tsy misy ny kisendrasendra, hoy ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, fony izy kandida ka naharay tamin’ny alalan’ny antsapaka fa laharana faha 13 no misy azy tao anaty bileta tokana.
Hamaky ny tohiny