• Zoma 11 Septambra 2020
Politique.Fitantanana ny firenena Tsy mety tafapetraka ny fitoniana politika

Mbola mitady fahamarinan-toerana ara-politika hatrany ny Filoha Rajoelina roa taona latsaka kely taorian’ny fanambaran’ny HCC ny 8 janoary 2019, fa nandresy ary lany ho Filohan’ny Repoblika tamin’ny isam-bato 55,66% ny Filoha Rajoelina, raha toa 44,34% kosa ny an’ny mpifandrina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Politique.Depiote Sao dia tokony hahena koa ny isany?

Hatramin` izay dia ny solombavambahoaka no manana fahefana bebe kokoa raha oharina amin` ny loholona. Marihana fa ny Antenimieram-pirenena no afaka manozongozona ara-kevitra ny mpanatanteraka fa tsy afaka manao izany ny loholona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Politique.François Hollande Manomana ny fifidianana filoham-pirenena 2022

Nivahiny tamin` ny haino aman-jery BFM TV ny filoha frantsay teo aloha, François Hollande, ka nanontaniana mahakasika ny fifidianana filoham-pirenena taona 2022 any Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Politique.Fitantanana an’Antananarivo Mila fandalinana ara-tsosialy sy ara-politika

Mitana ny sain’ny maro sy miteraka adihevitra tsy hifankahitana ny karazana fanapahan-kevitra raisin’ny mpitondra firenena eto amintsika. Misongadina eto Antananarivo Renivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Politique.Raharaha « Iles Eparses » Miantso ny Antenimierandoholona ny antoko maromaro

Nanapa-kevitra ny loholona Frantsay ny 02 septambra lasa teo, ary nanamafy fa tsy haverina velively amin’i Madagasikara izany ireo Nosy Malagasy na ny « îles Eparses ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Politique.Fifidianana loholona 15 tapitrisa Ar ny saram-pandraisana anjara

Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny Governemanta androany alarobia 09 septambra ny didim-panjakana manaika ny mpifidy vaventy, ka araka ny tolo-kevitry ny CENI dia ny zoma 11 desambra 2020 no hanatanterahana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT