- Talata 08 Septambra 2020
Politique.Resabe momba ny fahasalamany Nivoaka tamin’ny fahanginany ny PM
Tsy re tsaika tao anatin’ny fotoana ela ny Praiminisitra Ntsay Christian, ary nisafidy ny hiloa-bava amin’izay omaly alatsinainy 07 septambra maraina teo am-pahatongavana tao amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, araka ny vaovao azo. « Be dia be moa ilay resaka hoe : aiza ny Praiminisitra, maninona izy…
Hamaky ny tohiny
