Politique

Resaka fifidianana atao amboletra Ho raisin’ny HCDDED anio ny KMSI


  • Zoma 02 Oktobra 2020

Taorian’ny fangatahana nataon’izy ireo teo anivon’ny filankevitra ambony ho an’ny fiarovana ny demokrasia sy ny tany tan-dalana na HCDDED etsy Soanierana

 

 

dia hisy amin’ity anio ity ny fihaonana eo anivon’ny KMSI na Komity ho an’ny soa iombonana sy ity rafitra voalaza teo ity. Antony dia ho fametrahana fitarainana eo anivon’ity rafitra misahana demokrasia ity ny tsy fihetezan’ny fifidianana loholona kasaina atao eto Madagasikara ny 11 desambra izao. Resaka fifidianana atao amboletra no kasaina atao eto, hoy ny KMSI, ka toherinay. Hisy moa ny fampahafantarana bebe kokoa ny andininy mikasika izay anio, raha ny fanazavan’ireo mpandrindra ny komity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT