• Alatsinainy 14 Septambra 2020
Politique.Antoko PSD Nanolotra fanampiana ho an` ireo mpiasan` ny fahasalamana

Ny faran` ny herinandro lasa teo dia tonga nanolotra aro-vava miisa 300 ary "Gel désinfectant" 10 tavoahangy ho an'ny Hopitaly Vaovao Mahafaly any Mandritsara ny antoko PSD.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Septambra 2020
Politique.Fitondrana Rajoelina “Tonga amina toerana manahirana indrindra…”

Ity no tadidio, fa rehefa ny Filoha no lany tamin ny isam-bato 55% na koa hoe tonga dia lany maherin’ny 80%.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Septambra 2020
Politique.Fifidianana loholona Ahiana hiroborobo indray ny bizina politika

Miroso any amin’ny fifidianana izay ho loholona ao amin’ny Antenimierandoholona ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Septambra 2020
Politique.Vondrona RMDM « Tsy lojika izany mpanohitra manohana fitondrana izany »

Manoloana ny filazana fa vaky roa ny rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara ka misy sahy milaza fa izy ireo no tena RMDM dia aleo tsorina, hoy ny talen’ny serasera eo anivon’ny RMDM, Gaby Vakiniadiana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Septambra 2020
Politique.Antoko politika RCR Hampiofana momba ny politika

Efa an-taonany no tsy nandrenesana intsony izany Laza Razafiarison, filohan’ny antoko politika RCR na famondronana ny olom-pirenena tompon’andraikitra izany fa indrindra moa ka ity antoko tarihiny ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Septambra 2020
Politique.Naina Andriantsitohaina Mametram-panontaniana ny fomba fitantanany

Tratry ny fitsaram-bahoaka amin` ny tambajotra sosialy “facebook” ny ben` ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Naina Andriantsitohaina.

Hamaky ny tohiny
FTT