• Talata 22 Septambra 2020
Politique.Vonison Andrianjato “Miha tsy marin-toerana hatrany ny fitondrana”

Mifanenjana amin’ny heveriny fa rariny sy hitsiny ny mpitondra sy ny mpanohitra. Miha mifoha ireo toe-javatra maneho ny tsy fahamarinan-toeran’ny fitondrana Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Antoko RCR Tsy manaiky intsony ny fivangongoam-pitantanana

Ny fanombohana ny fanovana, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika RCR na famondronana ny olompirenena tomponandraikitra, tarihin’ny filohany, Laza Razafiarison,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Alain Ratsimbazafy “Tokony ampiana aza ny isan’ny loholona”

Niainga tany amin’ilay fandaniana ny hitsivolana noraisin’ny filoham-pirenena nandalo teo anivon’ny antenimiera roa tonta ary nananganana ilay vaomiera ikambanana isasahana isika, hoy ny solombavambahoaka, Alain Ratsimbazafy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Herintaona aty aoriana Faritra 4 tsy mbola manana governora

Herintaona latsaka telo andro no namoahana ny didim-panjakana 2019-1866 tamin’ny 25 septambra 2019 nanendrena ny andiany voalohany tamin’ireo Governora. Niisa 11 izy ireo tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Vahoaka Malagasy Mila mpitondra miahy sy miaro azy

Miandrandra fiarovana ny tanindrazana avy amin`ny fitondram-panjakana ny vahoaka Malagasy amin` izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Antoko Natiora “Ny isan’ny depiote ahena”

Tsy tan-dalàna isika eto Madagasikara, hoy ry zareo avy eo anivon’ny antoko politika Natiora, naneho ny heviny mikasika ny fifidianana loholona kasaina atao ny 11 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT