• Alatsinainy 28 Septambra 2020
Politique.Tsiazompaniry - Ambohimiadana Mitaky tamberim-bidy ny ben` ny tanàna

Efa hiditra ao anatin` ny vanim-potoanan` ny fahavaratra isika ato ho ato. Tsy an-drenivohitra ihany no mikaikaika fa na ny any ambanivohitra aza dia mitaraina hatrany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Politique.Toe-draharaha politika Miakatra hatrany ny maripana

Efa miala tsikelikely amin` ny tahotry ny valanaretina “coronavirus” isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Filoha lefitra vaovaon'ny CENI "Tsy olana na tsy feno aza ny mpifidy vaventy"

Tontosa omaly 21 septambra teny amin'ny Fitsarana Tampony Anosy ny fihanihanan'ny Filoha lefitry Vaovaon'ny CENI Atoa Benaivo Andrianaly Narcisse.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Dosie mafampana Mailo ny filohan’ny HCC

Nalaina hiresaka sy tsy namaly ny mpanao gazety ny Filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) Atoa Jean Eric Rakotoarisoa omaly momba ny raharaham-pifidianana loholona sy momba ireo fitoriana tafapetraka eny amin’ny HCC Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy “Anjaran’ny fanjakana ny manatontosa ny fanonerana”

Nisokatra omaly tetsy Ampefiloha ny andiany faha 30 amin’ny fivoriamben’ny filankevitry ny fampihavanana malagasy. Isan’ny votoatin-dresaka tao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Politique.Depiote Leva Naiditra am-ponja ao Morondava indray

Naiditra am-ponja vonjimaika ao Morondava indray, raha ny fampitam-baovao voaray, ny solombavambahoaka teo aloha, Ludovic Raveloson, fantatry ny maro amin’ny hoe depiote Leva.

Hamaky ny tohiny
FTT