• Talata 29 Septambra 2020
Politique.Raoera Chandoutis “Ampiharo ny fihavanana”

Mitaky ny hisian` ny fifanatonana eo amin`ny samy mpanao politika manoloana ny fandroritana politika amin` izao fotoana izao ny mpitarika ny firaisamonim-pirenena misahana ny zon` ny olombelona Mijoro Mampandroso Vahoaka, Rtoa Raoera Chandoutis.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2020
Politique.Firotsahan-kofidiana loholona Tsy mbola nisy sahy namaly lay

Nisokatra omaly 28 septambra ny fandraisana ny antontan-taratasy ahafahana mirotsaka hofidiana ho loholona hatao amin’ny 11 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2020
Politique.Fitondrana Rajoelina Miezaka manamarin-tena

Mandresy lahatra hatrany ny vahoaka Malagasy ny fitondram-panjakana fa na dia eo aza ny aretina Covid 19 dia mandeha foana ny asa fampandrosoana. Mitohy foana ny fanatanterahana ireo tetikasam-panjakana, na dia misy aza ireo fanapahan-kevitra tsy mifanaraka amin` ny fomba fitantanana asam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Politique.Naina Andriantsitohaina “Maro be ny tsy mandoa hetra eto Antananarivo”

Efa mandeha ao amin’ny kaominina amin’izao fotoana ny fanadihadiana ataon’ny Inspection Générale de l’Etat (IGE) sy ny fitsarana misahana ny vola,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Politique.Fitondrana Rajoelina Mimenomenona ny olona satria…

Fa nahoana moa ny olona no mimenomenona? Nahoana no mafy be ny fanakianana ny fitondrana ?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Politique.Kabarin’ny PM tao amin’ny ONU “Nampianay ireo orinasa, nahomby ny CVO…”

Ny sabotsy 26 septambra teo tokony ho tamin’ny 11ora alina tany ho any no niteny tao anatin’ny fivorian’ny Firenena Mikambana ny na ny ONU andiany faha-75 ny Praiminisitra Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
FTT