• Zoma 06 Novambra 2020
Politique.Tanàna vaovao Tanamasoandro Hatao eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika

Ofisialy fa hatao eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika ny tetikasa tanàna vaovao na ny “Nouvelle Ville Tanamasoandro”, taorian’ny fikarohana toerana nandritra ny volana maromaro, rehefa tsy raikitra ny teny Ambohitrimanjaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Politique.Raha tena tia sy miaro ny vako-pirenena Nahoana no nodorana ny RNM sy TVM ?

Tena tia sy sarotina amin’ny vakoka sy harem-pirenena tokoa ve ny Fanjakana ankehitriny sa sanatria manao izany ho fitaovana politika hakana fom-bahoaka?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Politique.Bekamisy Théodore – Filohan’ny FTPM Hiverina masiaka eo amin` ny tontolo pôlitika

“Vonona hitondra rivotra politika vaovao hampandroso ny firenena ny tenako na dia eo aza ireo mpanao pôlitika maloto miezaka ny hamingampingana” hoy Bekamisy Théodore Carin, filohan` ny antoko politika FTPM na fikambanan’ny tanora mpitolona Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Politique.Velirano hafa kely Nosy no nampanantenaina, satroka no ho avy

Nambaran’ny Filoha Rajoelina omaly, fa ho avy rahampitso 05 novambra ny satroboninahitra nalain’ny Frantsay 123 taona lasa izay. Toa nandeha indray ny fandokafan-tena, fa tsy nanao ny fitakiana fa izy irery ihany, ary tafaverina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Politique.Rina Randriamasinoro “Izahay tsy maintsy manao hetsika …”

Ny fitondrana mihitsy hatreto no tsy mahazaka ilay demokrasia, tsy mahazaka hitenenana hevitra tsy mitovy amin’ny fijeriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Politique.Kianja Masoandro Nody fanina ny Filoha

Nanamafy Ny Filoha ankehitriny, fa hotokanana ny 06 novambra izao ny asa fanarenana eny Anatirova, ary nambara fa ho avy ny Raiamandreny sy ny solontena ara-drazana manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT