• Talata 03 Novambra 2020
Politique.Mampiaka-peo ny Olobe sy ny mponina “Aiza ireo toky nomena taty Vangaindrano?”

“Adino ve i Vangaindrano tamin’ireo toky nomena sa mbola tsy laharam-pahamehana ka nanarahana ny aingitraikitry ny mpanatanteraka tamin’ny fahefany?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2020
Politique.Madagasikara Demokrasia an-tsoratra no iainana

Niaina krizy politika mahery fahadimy tamin'ny tantarany i Madagasikara hatramin'ny niverenan'ny fahaleovantena ny taona 2018. Nanomboka ny taona 1972 hatramin` ny 2018 dia nifototra tamin'ny fitakiana nifandray mivantana na tsia tamin'ny demokrasia sy ny manodidina azy :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2020
Politique.Mpanohitra Atosika ho eny an-dalambe

Matahotra mafy ny hisian’ny hetsika politika sy famoriam-bahoaka ataon’ny mpanohitra ny mpitondra ankehitriny. Voarara sy ambenana amin’ny basy aman-tafondro hatramin’ny hetsika anaty toerana voafefy na an’olon-tsotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
Politique.Hetsika politika sy famoriam-bahoaka Miatrana am-bava basy ny Fitondrana

Mampiasa ny samboady sy ny zo omen’ny lalàna azy hanao tatitra sy ny mety ho kabary politika hataony eo anatrehan’ny raharaham-pirenena ireo solombavambahoaka avy amin’ny mpanohitra, saingy miatrana am-bava basy misakana izany ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
Politique.Mahery Lanto Manandafy Nankasitraka ny fahasahian’ny Depiote Brunelle

Tao anatin’ny tambajotran-tserasera facebook no nahitana ny sary naneho fihaonana teo amin’ny Depiote Jean Brunelle Razafitsiandraofa sy Mahery Lanto Mandafy, izay ity farany no namoaka azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
Politique.Hetsika tany Fianarantsoa Voasakana indray ny TIM sy ny ekipany

Vao maraina dia nosakanan'ny mpitandro ny filaminana ireo lalana rehetra mety idirana ao amin' ny Magro Fianarantsoa nanomboka ny sabotsy teo, raha ny fampitam-baovao avy amin’ireo delegasionin’ny solombavambahoaka mpanohitra nikasa hanao tatitra tamin’ny vahoaka tao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT