- Alarobia 04 Novambra 2020
Politique.Famerenana ny satro-boninahitra Diso indray ny daty ao amin’ilay taratasy
Diso indray ny daty misoratra eo amin’ny taratasy milaza ny famerenana ny satro-boninahitry ny mpanjaka Ranavalona III amin’ny firenena Malagasy misy ny sonian’ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Malagasy, Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, sy ny masoivoho frantsay miasa sy monina eto amintsika, Christophe Bouchard.
Hamaky ny tohiny
