Politique

Fiarahamonim-pirenena Miantso ny loholona hijery lalina ny tetibola 2021


  • Alarobia 02 Desambra 2020

Tonga teny amin’ny antenimierandoholona naneho ny fomba fahitany ny

 

volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana ho an'ny taona 2021 na ny LFI 2021 teo ny fiarahamonim-pirenena ny 01 desambra 2020. Ankoatra ireo soso-kevitra izay narosony, dia fangataka ny fiaraha-monim-pirenena ny mba handinihan'ny Antenimierandoholona amin'ny antsipiriany io teti-bolam-panjakana io mba ho an'ny tombotsoan'ny daholobe sy mba ho sahaza ny ministera sy andrim-panjakana isanisany. Nangataka fiaraha-miasa amin'ny fanjakàna kosa ireo orinasa lehibe mpamokatra amin'ny fametrahana politika nasionaly momba ny famokarana akora fototra satria vitsy dia vitsy ny tolotra indrindra eo anivon'ny sehatra iraisam-pirenena ankehitriny, hoy ny fampitam-baovao. Nitarika ny fivoriana tamin’io fotoana io moa ny loholona Kolo Roger Filoha lefitry ny Antenimierandoholona misahana ny Faritanin'ny Toliara.

Toky R 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT