- Alarobia 10 Novambra 2021
Politique.Jean-Eric Rakotoarisoa “Notapatapahina ny feoko mba hivoizana zavatra hafa ”
Namoaka fanambarana mandiso ireo resabe momba azy mikasika ny fifidianana Filoham-pirenena tamin’ny 2018 ny Filohan'ny Fitsaràna Avo momba ny Lalàm-panorenana (HCC) teo aloha Atoa Jean-Eric Rakotoarisoa.
Hamaky ny tohiny
