- Alakamisy 04 Novambra 2021
Politique.Fanjakana tao anatin’ny 60 taona Ity no feno tontakely sy be kolikoly indrindra ?
Tsy finiavana hitsikera na sanatria fankahalana be fahatany, fa ankoatra ny tamin’ny tetezamita, dia tamin’ity Fanjakana faharoa entin-dRajoelina ity no be indrindra ny raharaha kolikoly sy afera maloto anaty Fanjakana.
Hamaky ny tohiny
