• Alatsinainy 15 Novambra 2021
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy ampahafirin’ny mafy io, tsy matahotra azy aho”

Tsy nitsitsy fitenenana i Marc Ravalomanana ny sabotsy 13 novambra naneho ny tsy fihetezana sy ny lesoka maro amin’ny fitantanana ny firenena, miaraka amin’ny kajikajy politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
Politique.Roland Ratsiraka “Tsy mbola nisy Filoha mpandainga ohatran’io teto…”

Nanomboka 1998 aho no nanao politika, nirotsaka depiote tao Toamasina, fa mbola tsy nahita aho hoe: nisy grevy toy izao na iza na iza no nitondra, taminao nitondra tsy nahita grevy toa io aho, hoy izy mantsy an’I Marc Ravalomanana, fa izao isan-kerinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
Politique.Vondrona Panorama “Tsisy fifidianana azo alefa eto raha tsy…”

Tanteraka tetsy amin’ny Hotely Carlton ny sabotsy 13 novambra teo ny famelabelarana narahina adihevitra notarihin’ny Vondrona Panorama, notarihin-dry Roland Ratsiraka, Rachidy Mohammed, izay nosalorana ny anarana :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
Politique.Toe-draharaham-pirenena Samy miomana amin’ny sakoroka 2023…

Tandindon’ny toe-draharaha mety hiseho amin’ny taona 2023 izay hiatrehantsika ny fifidianana Filoham-pirenena ny zava-miseho ara-politika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Politique.Rajoelina sy ny ekipany Voaporofo izao fa nampiesona tamin'ny propagandy

Mamatotra ny Filoha Rajoelina sy ny ekipany ny zava-misy rehetra ara-pitantana eto amin’ny tany sy ny Fanjakana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Politique.Siteny Randrianasoloniaiko “Hampahafantatra ny zava-bitako aho amin’ny desambra ”

Sarotra ho an’ny firenena tsy manana tantara no iantsoana azy hoe firenena, hoy ny filohan’ny vondrona afrikanin’ny taranja haiady Judo na UAJ, Siteny Randrianasoloniaiko nilaza ny maha zava-dehibe ny tetikasa “Nampoina”

Hamaky ny tohiny
FTT