- Zoma 12 Novambra 2021
Politique.Paul Rabary “Very izay tsy mitondra amin’ny 2023”
Na ho an’ny mpanohitra na mpanohana fitondrana io satria mihazakazaka be, hoy izy. Fifidianana hahafahana mamarana tanteraka ny krizy 2009 io.
Hamaky ny tohinyNa ho an’ny mpanohitra na mpanohana fitondrana io satria mihazakazaka be, hoy izy. Fifidianana hahafahana mamarana tanteraka ny krizy 2009 io.
Hamaky ny tohinyNifanakalo hevitra tamin’ireo Solombavambahoaka lany tamin'ny anaran'ny antoko TIM sy ny birao politika i Nahafaly ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana omaly 11 novambra.
Hamaky ny tohinyAverina hatrany fa fotokevitra ijoroan’ny antoko politika Natiora, hoy ny filohany, Mihari-Ni-Rencho, ny politikan’ny mahaolona.
Hamaky ny tohinyTato anatin’ny 20 taona farany, Filoham-pirenena miisa 3 samy mbola velon’aina no nitondra an’i Madagasikara, ary heverina fa mbola hifaninana.
Hamaky ny tohiny“Saika hitsoaka tany ivelany ka tratran'ny polisy teo Ivato androany ny Minisitry ny Asa tànana sy ny kolontsaina teo aloha Rtoa Vaonalaroy Randrianarisoa.
Hamaky ny tohinyTokony miverina mifampidinika amin’ireo tena mpanohana azy ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina mialohan’ny hiatrehany ny fifidianana raha mieritreritra ny mbola hitondra fanindroany, ary tokony hisy ny fahasahiana manilika
Hamaky ny tohiny