• Alarobia 08 Desambra 2021
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Manetsiketsika ny vehivavy sy ny tanora ny tetikasa PADEM

Ny vehivavy no anisan’ny fototra iray hahafahana mampandroso ny firenena. Tsy misy lehilahy tafavoaka sy mijoro raha tsy tohanana vehivavy na eo amin’ny fitantanana ny tokantrano

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Politique.Imerintsiatosika Misy olana indray ny tetikasa Tanamasoandro

Raikitra ny filanjana sora-baventy omaly tao Imerintsiatosika nentin’ny vahoaka manohitra ny fakana ny tanin’izy ireo hanaovana ny tetikasa Tanamasoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Politique.Me Olala – Raharaha Apollo 21 “Manahy izahay fa tsy hivoaka ny fahamarinana”

Ora 5 sy sasany teo no lany namakiana ny fiampangana ireo voapanga tao anatin’ny raharaha Apollo 21 na ny fikasana hamono ny filoham-pirenena tetsy amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Politique.Fitsarana Tampony Nomen’ny Filoha Fiara 4x4 miisa 8

Notolorana fiara tsy mataho-dàlana raitra dia raitra miisa 8 ny Fitsarana Tampony. Notontosaina teny Anosy anosy omaly ny lanonana ofisialy nanolorana izany ho an’ity andrim-panjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Politique.Raharaha Mbola Rajaonah Nisy vavolombelona tsy hita, nahemotra ny fitsarana

Niakatra fitsarana tetsy amin’ny PAC (Pôle Anti-Corruption) 67 ha omaly 06 desambra i Mbola Rajaonah, mpandraharaha nanana ny maha izy azy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Politique.Andry Rajoelina Mampiasa fahefam-panjakana manao propagandy

Miharihary ary tsy takona hafenina, fa efa mangala-dia manao fampielezan-kevitra mialohan’ny fotoana ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
FTT